Who We Are

All power in the Church belongs to our Lord Jesus Christ, its head. All actions of this congregation are to be carried out under his rule and authority. The primary goal is to have Jesus Christ as the Lord and “...that all of them may be one, Father, just as you are in me and I am in you...” John 17:21. That has been the motto that led to this ecumenical congregation.

Ny asa rehetra ataon’ny Fiangonana dia manaraka ny Didin’i Jesoa Kristy izay Lohan’ny Fiangonana ary indrindra ny voalazan’ny Soratra Masina dia ny hananana an’i Jesoa Kristy ao ampo sy ho fanatanterahina ny vavak’i Kristy hoe “...mba ho iray ihany izy rehetra …” Jaona 17:21. Mba hisorohana izay mety mitarika fisaratsarahana dia nisafidy ny firaisam-pinoana (Ekominisima) ireo mpino.

Who We Are

The Church exists to proclaim the gospel of Jesus Christ for the glory of the one God, Father, Son, and Holy Spirit through:

  • Inclusive fellowship that promotes spiritual growth including Bible study, training/workshop, summer camp, and evangelism.

  • Worship and Christian service. Congregations find their fulfillment in the universal community of the Church, and the universal Church exists in and through congregations.

  • Essential activities to strengthen members’ mind and body.

  • This Church shall worship and administer the Holy Communion at any reasonable time.

Iza Izahay

Ny zavatra kendrena dia ny fitoriana ny Filazantsaran'i Kristy, ho voninahitr' Andriamanitra tokana, Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina amin'ny alàlan'ny:

  • Fitaizana sy fanolokoloana ny aim-panahin'ny mpikambana rehetra tsy ankanavaka ao aminy, fampianarana Soratra Masina, fiofanana, lasy masina, fitoriana ny Filazantsara.

  • Fandavorariana fanompoam-pivavahana ho fijoroana ho vavolombelon'i Kristy amin'ny fotoana rehetra tian’ny Fiangonana hanaovana azy araky ny Fitsipika ara-panjakana mifehy ny Fiangonana sy manaraka ny Lalam-panorenana ny fiangonana.

  • Fikarakarana asa manokana ho fikolokoloana sy ho fampandrosoana ny ara-tsaina sy ny ara-batana ny mpikambana mba hamirapiratan’izy ireo eo imason’izao tontolo izao.

  • Manatanteraka fanompoam-pivavahana ary manolotra ho an’ny mpino rehetra ny Tena sy ny Ran’i Jesoa Kristy isaky ny fotoana tokony hanaovana izany.