Welcome to FMK-DC's Website!

All power in the Church belongs to our Lord Jesus Christ, its head. All actions of this congregation are to be carried out under his rule and authority. The primary goal is to have Jesus Christ as the Lord and "…that all of them may be one, Father, just as you are in me and I am in you… " John 17:21. That has been the motto that led to this ecumenical congregation.

Tonga soa eto amin’ny Tranonkalan'ny FMK-DC!

Ny asa rehetra ataon’ny Fiangonana dia manaraka ny Didin'i Jesoa Kristy izay Lohan'ny Fiangonana ary indrindra ny voalazan'ny Soratra Masina dia ny hananana an’i Jesoa Kristy ao ampo sy ho fanatanterahina ny vavak’i Kristy hoe "…mba ho iray ihany izy rehetra… " Jaona 17:21. Mba hisorohana izay mety mitarika fisaratsarahana dia nisafidy ny firaisam-pinoana (Ekominisima) ireo mpino.