Zavandro
Pastora Hoda A. Zavandro dia voahosotra tao amin’ny Fiangonana Loterana Malagasy tamin’ ny taona 1999, tao Tsihombe Androy.
Manana zanaka 3 (Magneva, Mitare, Mahimba), ary manambady an-dRtoa Fabiola Gosinary.
Nanomboka tamin’ ny taona 2001 izy no niasa tao amin’ny sahan'ny Evangelical Lutheran Church in America (ELCA), ary mandray anjara fanompoana ihany koa ato amin’ ny Fiangonana Malagasy Krsitiana FMK-DC hatramin’ ny niorenany. Anisan’ ny fialam-boly ankafiziny ny manao mozika sy manamboatra antontan-kira!
Pastor Hoda was ordained on the 8th of July 1999, in Tsihombe - Madagascar.
He is a father of 3 children(Magneva, Mitare, Mahimba), and is married to Fabiola Gosinary.
He leads multiple churches, the Evangelical Lutheran Church in America (ELCA) in Hagerstown, MD and Fiangonana Malagasy Kristianina in DC (FMK-DC). He enjoys proclaiming the “Love of Christ”, teaching the Word of God and praising the Lord through music.
Executive Members
Randrianarivelo
Chief Executive
Razafindragolo
Secretary
Rafanoharana
Secretary
Rasamoelina
Treasurer
Board
Razafinjatovo
Chairman of the Board
Fiangonana Zandriny Representative
Andriantsoa
Anglican Representative
Rakotonjanahary
Adventist Representative
Andriamaharavo
FJKM Representative
Rakotoarivelo
Fiangonana Zandriny Representative
Andrianjafiarisaona
Lutheran Representative
Andriamalala
Catholic Representative
Finance Committee Members
Riantsoa
Simon
Rabearivony
Board Report 2022
(ON MOBILE: ROTATE INTO LANDSCAPE MODE TO VIEW THE REPORT ON THE WEBSITE)